| Affichage de la page 1 - 30 sur 117 résultat(s) |
Hanoratra |
richardia
italy
|
voninaitra dia ho an'Andiamanitra irery iany,misaotra izao radio zao fa tena manampy tokoa aty alavitra aty homba nareo mandrakariva anie ny tompo dia misotra indrindra |
| |
   
|
Joela
Maryland- USA
|
Faly be izahay mandre ny RVM aty an-tany lavitra aty. Mahagaga ny asan'ny Tompo. Voninahitra ho azy irery ihany. Mankasitraka anareo tompon'andraikitra rehetra ao amin'ny RVM.
Misaotra Tompoko |
| |
   
|
Syssie
Frantsa
|
Maniry indrindra izahay mpihaino ny onjam-peo raha misy fotoana na dia kely aza ry mpiandraikitra ao amin'ny falin'ny tekinika dia mba asiana fotoana hanononana tononkira fa dia mangetaheta ireny ny tenako koa misaotra anareo nandray ny fangatahako ho Azy irery ihany ny voninahitra. |
| |
   
|
Voahangy
NEW YORK (USA)
|
HO AN'ATRA IRERY IHANY ANIE NY VONINAHITRA LEHIBE INDRINDRA.
DE FALY TOKOA MAHENO IREO HAFATRA FENO FAMPAHEREZANA AVY @ IREO TAPAKA SY NAMANA. MISAOTRA ANAREO REHETRA TOMPON'ANDRAIKITRA AO RVM TOMPOKO, NY TOMPO ANIE HOMBA ANAREO HATRANY. SOMARY TAPATAPAKA NY FIHAINOANA TATO HO ATO FA MAHATOKY AHO FA NY TOMPO HANOME IZAY TENA FAHALALANA AMBONY INDRINDRA IREO TOMPON'ANDRAIKITRA ARA-TEKNIKA HO VAHAOLANA NY @ IZANY.
DE MAHEREZA AVOKOA ARY E.
Voahangy |
| |
   
|
Syssie
Frantsa
|
Dia misaotra anao ry Andry fa zay vao milamina ny saina sy ny fo maheno izany ary manantena mandrakariva mba handeha tsara @ izay ity onjam-peo malalantsika ity fa Hery sy fahasalamana ho nofo rehetra izay mihaino koa ny Tompo anie homba ireo mpikarakara ao @ lafin'ny ara-tekinika. |
| |
   
|
ANDRY
ANNECY FRANCE
|
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA
tapaka kely ny radio hatry ny omaly nohon'ny olana ordinateur tany @ studio RVM madagasikara. efa niverina @ laoniny izany izao.
Hialana tsiny nohon'ny fanelingelenana.
Misaotra tompoko |
| |
   
|
Syssie
Frantsa
|
Tena tsy mandeha mihitsy ny onjam-peo ry Tiana ah!mety ilay serveur aty mampita azy no misy olana fa ny ahy ny hevitro aloha dia tsara angamba isika mpanaraka aty mba samy mandefa sms na koa miantso @ ilay numero aperany eo raha manana olana @ fihainoana tena ketraka mihitsy aho firy andro izay tsy nahazo sakafom-panahy koa dia miangavy re Tompoko ô!mba jereo izahay aty fa tena mangetahetata ity onjam-peo ity ary misaotra anareo ao @ lafin'ny tekinika mamaha izany olana @nay mpihaino izany eh! |
| |
   
|
Toriteny.net
France
|
1Korentiana 9: 16 Fa raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy misy ho reharehako, satria tsy maintsy manao izany; fa lozako, raha tsy mitory ny filazantsara aho! |
| |
   
|
tiana
|
Ny ahy tsy mandeha Syssie a,asa na pb lecteur-ko ato na avy any am-potony any mihitsy. |
| |
   
|
Syssie
France
|

Mba te hanotany anareo re Tompo ô!mba mandeha ve ny onjam-peonareo @ izao ora izao?indrindrafa inareo izay mipetraka aty am-pitandranomasina rehetra aty?mila valiny,misaotra eh! |
| |
   
|
richardia vonialisoa
italy
|
voninaitra dia ho tompo irery ihany mapamangy ao moramanga ao de misaotra indrindra |
| |
   
|
Baziva
Canada
|
Dia samy ho tahin'Andriamanitra daholo isika rehetra!!! |
| |
   
|
andry stef
canada
|
Misaotra an Andriaminatra lehibe indrindra isika noho ny fisian ity tranon kala izay ahafahana mihaino ny onjam peo ny radio vaovao mahasoa ity . Eny fa na dia aty an tany lavitra aza dia tsy manadino ny fihainoana izany izay manampy lehibe tokoa amin ny fitomboana ara panahy ! misaotra ny Tompo isika noho ny fitiavany lehibe !ho azy irery ihany anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay!Amen |
| |
   
|
Jame
|
Great site, thank you. |
| |
   
|
herija
congo brazaville
|
faly miarahaba ny mpiasan'ny rvm ,ary misaotra betsaka fa mande tsy tapaka ny rvm, deraina ny Tompo,ary homba anareo mandrakariva anie ny Tompo, mampahery ny Mpanompon'Andriamanitra Marthe Hervé, mahereza fa ny Tompo momba anao ,
|
| |
   
|
masaru
LA
|
thx for share. |
| |
   
|
deeja
thai
|
hello. i'm visit here.
Thank You for good website. I'll bookmark. |
| |
   
|
Tantsah TANCREL
FLACQ- IILE MAURICE
|
Deraina ny Tompo fa Izy mbola tia hamonjy atsika no nanomezany ity onjam peo inty ,hamelombelomany ny fanahy sy ampitomboiny amim pinoana antsika isan andro
Une experience personnelle,la premiere fois que j ai pu avoir RVM sur internet j ai eu un grand probleme lié á la santé de mon pere qui est á Madagascar .Comme ca ,je me suis connectée sur la radio, j ai attendu Ny Mana isan andro,Dieu m a parlé et a preché quelque chose qui coincidait avec mon probleme!!!Deraina ny Tompo fa nahery aho ,ary tamin ny alalan izay no nahatsapako fa te hiasa amin ny fiainako sy ny olana hatrehiko amin izao fotoana izao ny Tompo!!!Par le biais de RVM ,Ny mana isan andro !!!Misaotra betsaka e !!!
Ho tahian i Tompo hatrany ny RVM sy isika rehetra mihaino |
| |
   
|
Julie
Belgique
|
faly fa nade aty an-tany lavitra aty manana an'iJesosy fona fona eo anilako aho,hitohy hatrany hatrany anie ny fanompoanana an'i Tompo!de mazotoa daholo fa tsara ny manana an'i Tompo eo @ fiainana. |
| |
   
|
rakotoarimah telomianaka
new delhi inde
|
faly dia faly mandre hatrany ny rvm aty an-tany lavitra aty. misaotra ny Tompo fa Izy no nanome izao radio izao miaraka amin'ny mpiara-miasa rehetra ao. ary mirary ny Tanan'Andriamanitra velona mbola hitantana anareo mandra-pihaviny. hanome anareo izay rehetra ilainareo anie Izy. mahereza Tompoko! |
| |
   
|
Pastora Manoela Tiana
New York USA
|
Misaotra an Andriamanitra lehibe izahay fa afaka mandre ny Radio Vaovao Mahasoa .Misaotra ihany koa ireo olona rehetra ataon Andriamanitra ho fitaovana maranitra hampandroso ny fitoriana ny Filazantsara .Misaotra manokana ny Mpanompovavin Andriamanitra, Jesosy anie homba anao mandrakariva.Dia manao veloma finaritra amin ny anaran I Jesosy Tompontsika |
| |
   
|
herija
congo brazaville
|
Faly miarahaba antsika mpihaino ny RVM, nifindra aty congo indray izaho no miasa rehefa avy tany toamasina, mampahery hatrany ny fahenoana ny RVM , na de somary tapaka matetika aza, tena faly ary misy hery vaovao foana rehefa maheno ny fandaharana na ny hira malagasy mitory an'i Jesoa Kristy, mampahery anareo mpikarakara mba hitohy foana ny fihainoana ny RVM amin'ny internet,
mampahery ihany koa an'iMarthe Hervé amin'ny fampielezana ny filazantsara e!
samy ho tahian'ny Tompo daholo |
| |
   
|
Hery
|
Mpihaino aty am-pitandranomasina : Misaotra an'Andriamanitra ary misaotra ny mpikarakara sy ny mpanohana rehetra ny RVM amin'ny lafiny maro. Mampahery tokoa na dia tsy afaka mihaino isanandro aza.Tsindraindray afaka mihaino sombiny kely ny maraina alohan'ny hivoahana ny trano, ary ny sabotsy alina indrindra indrindra (tantara,fandaharana ho an'ny tanora, fitondrana am-bavaka,sns...).
Homba antsika rehetra ny Tompo Jeso. |
| |
   
|
ROBINIAINA ALINE
Réunion
|
Miarahaba tompoko
faly tokoa ny tenako aty lavitra mihaino sy manaraka ny vavaka ato isaky ny alahady maraina atao eto@ RVM . Nefa dia matetika tapaka foana. tena mahazo fampaherezana tokoa fa dia misaotra indrindra.NY TOMPO MOMBANTSIKA. Mandrapireska tompoko |
| |
   
|
ROBINIAINA ALINE
Réunion
|
Miarahaba tompoko
faly tokoa ny tenako aty lavitra mihaino sy manaraka ny vavaka ato isaky ny alahady maraina atao eto@ RVM . Nefa dia matetika tapaka foana. tena mahazo fampaherezana tokoa fa dia misaotra indrindra.NY TOMPO MOMBANTSIKA. Mandrapireska tompoko |
| |
   
|
esther
Bouzigues france
|
Misaotra any tompo nanao izao rehetra izao, mahereza manompo azy hatrany fa tsara Izy .Ary IZY no nahatoy izao ahy dia isaorako mandrakariva ,ary @izay hoavy amen |
| |
   
|
Syssie
Indre -France
|
Misaotra an'i Jeso lalandava aho noho ny soa rehetra izay azoko taminy indrindra ny mbola hitohizan'izao ainam-panahy na dia aty tany lavitra aza dia mahatsiaro fa eo mandrakariva ny Tompo momba sy mijery ny zanany,ary misaotra anareo mpikarakara koa ny mbola hitohizan'izany hatrany satria hery lehibe ho anay ny fisian'izany onjam-peo izany deraina Jeso fa Tsara ary mpanao ny tsara ihany koa raha mbola velon'aina izahay dia mbola mihaino mandrakariva ary koa mitondra am-bavaka ny onjam-peo RVM misaotra tompoko! |
| |
   
|
fanja
france
|
misaotra indrindra ho anireo zay nanatontosa ny fihainona ny rvm manerana izao tontolo zao. Jesosy anie hitahy sy hanolotsaina mandrakariva anareo ka halavorary ny atao. Misaotra indrindra koa an'ny RVM fa mampahery tokoa ny fandaharana rehetra ato . |
| |
   
|
Koly
Atlanta,Ga
|
Faly tokoa mihaino ny radio @ internet. Otran'ny hoe any an-tanindrazana mihintsy aho mandre azy. Misaotra an'Andriamanitra aho voalohany indrindra nahatanteraka izany ary misaotra anareo ao @ RVM mikarakara sy mampandeha tsara zany koa. Misaotra betsaka @ ireo hira sy ny tenin'Andriamanitra fa tena mampahery sy mahazo lesona entina ampiarina @ fiainana.
Mitondra am-bavaka ho anareo hatrany mba omen'Andriamanitra fahasalamana tsara, tanjaka, hery ianareo hahantontosanareo ny asan'ny Tompo.
"homba anareo Jehovah, Andriamanitry ny maro" (Amosa 5:14b) |
| |
   
|
Aimée
New Delhi Inde
|
Salamo 103,1-2
Misaotra Azy lehibe fa tena fifaliana tokoa fa na aty lavitra aty aza dia mandre ny radio sy ny Teny fiainana @ tenin-drazantsika.
Misaotra indrindra tompoko ny mpikararara rehetra ao @ radio. |
| |
   
|